Levitikosy 6:2 MG1865

2 Mandidia an'i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no lalàna ny amin'ny fanatitra dorana: Ny fanatitra dorana dia ho eo amin'ny fatana eo an-tampon'ny alitara mandritra ny alina mandra-pahamaraina, ary ny afon'ny alitara hirehitra eo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:2 amin'ny teny manodidina.