Levitikosy 6:23 MG1865

23 Fa ny fanatitra noho ny ota izay angalan-drà ho entina ao amin'ny trano-lay fihaonana, hanaovana fanavotana ao amin'ny fitoerana masina, dia tsy hohanina; hodorana amin'ny afo izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:23 amin'ny teny manodidina.