Levitikosy 6:4 MG1865

4 Ary hanala ny fitafiany izy ka hitafy fitafiana hafa, dia hamoaka ny lavenona ho eny ivelan'ny toby amin'izay fitoerana madio.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:4 amin'ny teny manodidina.