Levitikosy 7:2 MG1865

2 Eo amin'izay famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana ny fanati-panonerana; ary ny rà dia hatopiny manodidina amin'ny lafin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:2 amin'ny teny manodidina.