Levitikosy 8:16 MG1865

16 Dia nalainy ny saboran-tsinainy rehetra sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany mbamin'ny fonom-boany, ka nodoran'i Mosesy ho fofona teo ambonin'ny alitara ireo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:16 amin'ny teny manodidina.