Levitikosy 8:30 MG1865

30 Ary nangalan'i Mosesy ny diloilo fanosorana sy ny rà izay teo ambonin'ny alitara ka nafafiny tamin'i Arona sy tamin'ny fitafiany ary tamin'ny zanany sy tamin'ny fitafian'ny zanany koa; dia nanamasina an'i Arona sy ny fitafiany ary ny zanany sy ny fitafian'ny zanany koa Izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:30 amin'ny teny manodidina.