Levitikosy 8:31 MG1865

31 Ary hoy Mosesy tamin'i Arona sy ny zanany: Andrahoy eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny hena; ary eo no hihinananareo azy mbamin'ny mofo izay eo amin'ny haron'ny fanati-panokanana, araka izay nandidiako hoe: Arona sy ny zanany no hihinana azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:31 amin'ny teny manodidina.