Levitikosy 9:13 MG1865

13 Ary ny fanatitra dorana mbamin'ny lohany dia natolotr'ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:13 amin'ny teny manodidina.