Malakia 2:3 MG1865

3 Indro, hasiako teny mafy ny voa afafinareo, ary hofafazako tain-droroha ny tavanareo, dia ny tain-droroha avy amin'ny andro firavoravoanareo; ary hailika miaraka aminy ianareo.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:3 amin'ny teny manodidina.