15 Ary ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, voaorina tsara izay nanao ratsy, sady efa naka fanahy an'Andriamanitra izy, nefa afa-nandositra ihany.
Vakio ny toko manontolo Malakia 3
Jereo Malakia 3:15 amin'ny teny manodidina.