Malakia 3:16 MG1865

16 Ary tamin'izany izay natahotra an'i Jehovah dia samy niresaka tamin'ny namany avy; ary Jehovah nihaino ka nandre izany; ary nisy boky nosoratana teo anatrehany ho fahatsiarovana izay matahotra an'i Jehovah sy mihevitra ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:16 amin'ny teny manodidina.