Malakia 3:7 MG1865

7 Hatramin'ny andron'ny razanareo dia efa niala tamin'ny didiko ianareo ka tsy nitandrina azy. Miverena amiko, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Nefa hoy ianareo: Ahoana ary no ho fiverinay?

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:7 amin'ny teny manodidina.