8 Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy ianareo ? Nefa hoy ianareo: Amin'inona moa no androbanay Anao ? Amin'ny fahafolon-karena sy ny fanatitra.
Vakio ny toko manontolo Malakia 3
Jereo Malakia 3:8 amin'ny teny manodidina.