Mika 3:12 MG1865

12 Koa dia hasaina toy ny tanimboly Ziona noho ny nataonareo, Ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, Ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala.

Vakio ny toko manontolo Mika 3

Jereo Mika 3:12 amin'ny teny manodidina.