Mika 4:1 MG1865

1 Ary izao no ho tonga any am-parany: Ny tendrombohitra misy ny tranon'i Jehovah dia haorina eo an-tampon'ny tendrombohitra Ary hasandratra ho avo noho ny havoana; Ary ny firenena hitanjozotra hankany.

Vakio ny toko manontolo Mika 4

Jereo Mika 4:1 amin'ny teny manodidina.