Mika 7:10 MG1865

10 Dia hahita izany ilay fahavaloko ka hosaronan-kenatra, Dia ilay nanao tamiko hoe: Aiza Izay Jehovah Andriamanitrao? Ho faly mahita azy ny masoko; Ankehitriny dia ho fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalambe izy.

Vakio ny toko manontolo Mika 7

Jereo Mika 7:10 amin'ny teny manodidina.