Mika 7:9 MG1865

9 Ny fahatezeran'i Jehovah dia hiaretako ihany, Fa efa nanota taminy aho, Ambara-pandahany ny teniko Sy hanomezany rariny ho ahy; Hamoaka ahy ho amin'ny mazava Izy, Ka ho faly aho mahita ny fahamarinany.

Vakio ny toko manontolo Mika 7

Jereo Mika 7:9 amin'ny teny manodidina.