Mika 7:14 MG1865

14 Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an'ala ao an-tampon'i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin'ny andro taloha ela.

Vakio ny toko manontolo Mika 7

Jereo Mika 7:14 amin'ny teny manodidina.