Mpitoriteny 1:13 MG1865

13 ary nampiasaiko ny foko mba hitady sy hikatsaka amim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin'ny lanitra; asa mahareraka omen'Andriamanitra hisasaran'ny zanak'olombelona izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 1

Jereo Mpitoriteny 1:13 amin'ny teny manodidina.