Mpitoriteny 1:16 MG1865

16 Hoy izaho tamin'ny foko: Indro, izaho nahazo fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema; eny, ny foko nahita ny fahendrena sy ny fahalalana betsaka.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 1

Jereo Mpitoriteny 1:16 amin'ny teny manodidina.