Mpitoriteny 10:2 MG1865

2 Ny fon'ny hendry dia eo ankavanany; fa ny fon'ny adala kosa dia eo ankaviany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 10

Jereo Mpitoriteny 10:2 amin'ny teny manodidina.