Mpitoriteny 12:1 MG1865

1 Ary tsarovy ny Mpanao anao amin'ny andro fahatanoranao, dieny tsy mbola tonga ny andro mahory, ary tsy mbola mihatra ny taona izay hanaovanao hoe; Tsy sitrako izao;

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:1 amin'ny teny manodidina.