Mpitoriteny 12:13 MG1865

13 Ary rehefa re izany rehetra izany, dia izao no faran'ny teny: Andriamanitra no atahory, ary ny didiny no tandremo, fa izany no tokony hataon'ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:13 amin'ny teny manodidina.