Mpitoriteny 12:9 MG1865

9 Ary koa, satria hendry Mpitoriteny, dia nampianatra ny olona fahalalana izy; eny, nandinika sy nieritreritra ary nandahatra ohabolana maro izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:9 amin'ny teny manodidina.