Mpitoriteny 2:10 MG1865

10 Ary na inona na inona nirin'ny masoko dia tsy nisy narovako taminy; tsy nisakana ny foko tamin'izay mety ho fifaliana aho; fa nahazo hafaliana avy tamin'ny fisasarako rehetra ny foko; ary izany no anjarako avy tamin'ny fisasarako rehetra.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2

Jereo Mpitoriteny 2:10 amin'ny teny manodidina.