7 nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely; ary nanana fananana be aho, dia omby sy ondry aman'osy mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.
Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2
Jereo Mpitoriteny 2:7 amin'ny teny manodidina.