Mpitoriteny 3:10 MG1865

10 Efa hitako ny asa mampahory izay nomen'Andriamanitra ny zanak'olombelona hisasarany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 3

Jereo Mpitoriteny 3:10 amin'ny teny manodidina.