Mpitoriteny 3:14 MG1865

14 Fantatro fa izay rehetra ataon'Andriamanitra dia haharitra mandrakizay; tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany; ka dia ataon'Andriamanitra matahotra eo imasony ny olona.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 3

Jereo Mpitoriteny 3:14 amin'ny teny manodidina.