Mpitoriteny 4:1 MG1865

1 Dia hitako koa ny fampahoriana rehetra atao atỳ ambanin'ny masoandro; ary indro ny ranomason'ny ampahorina, sady tsy nisy mpanony azy; ary loza no ataon'ny tanan'ny mpampahory azy, sady tsy nisy mpanony.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 4

Jereo Mpitoriteny 4:1 amin'ny teny manodidina.