1 Aza haingam-bava, ary aza malaky manonona teny eo anatrehan'Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.
Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 5
Jereo Mpitoriteny 5:1 amin'ny teny manodidina.