Mpitoriteny 5:14 MG1865

14 Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon-dreniny, dia toy izay nihaviany ihany no hiverenany; ary tsy hisy na inona na inona ho entin'ny tànany ho valin'ny fisasarany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 5

Jereo Mpitoriteny 5:14 amin'ny teny manodidina.