Mpitoriteny 5:17 MG1865

17 Indro, efa hitako izay soa sy izay tsara, dia ny mihinana sy misotro ary mifaly amin'ny fisasarana rehetra izay isasaran'ny olona atỳ ambanin'ny masoandro amin'izay andro vitsy iainany omen'Andriamanitra azy; fa izany no anjarany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 5

Jereo Mpitoriteny 5:17 amin'ny teny manodidina.