Mpitoriteny 5:3 MG1865

3 Raha mivoady amin'Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 5

Jereo Mpitoriteny 5:3 amin'ny teny manodidina.