Mpitoriteny 5:5 MG1865

5 Aza avela hahatonga heloka amin'ny tenanao ny vavanao; ary aza manao eo imason'ny anjely hoe: Niteny tsy nahy aho; nahoana no ho tezitra amin'ny teninao Andriamanitra ka hanimba ny asan'ny tananao?

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 5

Jereo Mpitoriteny 5:5 amin'ny teny manodidina.