Mpitoriteny 7:14 MG1865

14 Amin'ny andro mahafaly dia mifalia; ary amin'ny andro mahory mieritrereta; fa nampitanandrifin'Andriamanitra ireo, mba tsy hahitan'ny olona akory izay ho avy any aoriany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 7

Jereo Mpitoriteny 7:14 amin'ny teny manodidina.