1 Iza no toy ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra? Ny fahendren'ny olona mahamiramirana ny tarehiny, ary voaova ny fahadontoan'ny endriny.
Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 8
Jereo Mpitoriteny 8:1 amin'ny teny manodidina.