Mpitoriteny 8:13 MG1865

13 Fa tsy hisy soa ho an'ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela, satria tsy matahotra eo anatrehan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 8

Jereo Mpitoriteny 8:13 amin'ny teny manodidina.