Mpitoriteny 9:10 MG1865

10 Izay rehetra azon'ny tananao atao dia ataovy amin'ny herinao; fa tsy misy asa, na hevitra, na fahalalana, na fahendrena, any amin'ny fiainan-tsi-hita izay alehanao.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9

Jereo Mpitoriteny 9:10 amin'ny teny manodidina.