Mpitsara 1:8 MG1865

8 Ary namely an'i Jerosalema ny taranak'i Joda, ka nahafaka azy, dia namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nandoro ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:8 amin'ny teny manodidina.