Mpitsara 11:3 MG1865

3 Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin'ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin'i Jefta ka niaraka taminy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:3 amin'ny teny manodidina.