Mpitsara 11:2 MG1865

2 Ary ny vadin'i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy; ary nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an'i Jefta ka nanao taminy hoe: Tsy handova eto amin'ny taranaky ny rainay ianao, fa zanaky ny vehivavy hafa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:2 amin'ny teny manodidina.