Mpitsara 11:38 MG1865

38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin'ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:38 amin'ny teny manodidina.