Mpitsara 11:37 MG1865

37 Dia hoy koa izy tamin'ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin'ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin'ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanambady akory.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:37 amin'ny teny manodidina.