Mpitsara 11:9 MG1865

9 Dia hoy Jefta tamin'ny loholon'i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin'ny taranak'i Amona, ka hatolotr'i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:9 amin'ny teny manodidina.