19 Dia naka ny zanak'osy sy ny fanatitra hohanina Manoa ka nanatitra ireny teo ambonin'ny vatolampy ho an'i Jehovah; ary Ilay Anjely kosa nanao zava-mahagaga, raha mbola nijery teo Manoa mivady.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13
Jereo Mpitsara 13:19 amin'ny teny manodidina.