Mpitsara 13:20 MG1865

20 Ary raha niakatra ho amin'ny lanitra ny lelafo avy teo amin'ny alitara, dia niakatra teo anatin'ny lelafo avy teo amin'ny alitara Ilay Anjelin'i Jehovah. Ary nijery izany Manoa mivady, ka dia niankohoka tamin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:20 amin'ny teny manodidina.