Mpitsara 14:3 MG1865

3 Fa hoy ny rainy sy ny reniny taminy: Moa tsy misy vehivavy va eto amin'ny zana-kavanao, na ato amin'ny firesako rehetra, no dia mandeha maka vady any amin'ny Filistina tsy mifora ianao? Dia hoy Samsona tamin-drainy: Izy ihany no alao ho ahy, fa izy no mahafinaritra ahy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:3 amin'ny teny manodidina.