Mpitsara 14:2 MG1865

2 Ary niakatra izy, dia nilaza tamin-drainy sy reniny hoe: Efa nahita vehivavy tany Timna avy amin'ny zanakavavin'ny Filistina aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:2 amin'ny teny manodidina.