Mpitsara 17:8 MG1865

8 Ary ralehilahy niala tao an-tanàna Betlehema-joda hivahiny any amin'izay azony hitoerana; ary nony nandeha izy, dia tonga tany amin'ny tany havoan'i Efraima tao an-tranon'i Mika.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:8 amin'ny teny manodidina.