Mpitsara 18:28 MG1865

28 Ary tsy nisy namonjy, satria lavitra an'i Sidona izany, ary tsy nanan-draharaha tamin'olona akory izy, sady teo amin'ny lohasaha izay any Beti-rehoba izany. Dia nanorina ny tanàna izy ireo ka nonina tao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:28 amin'ny teny manodidina.